Blog ataoko ity ahafantarana ny fomba malagasy isam-poko rehetra misy, iriko ny ahafantatra izay fomba rehetra misy eto amin'ny tany malagasy satria na isika gasy aza toa tsy mahafantatra akory ny ankamaroan'izany ka iriko ifandraisako amin'ireo gasy rehetra ity blog ity.